Day: 28 novembre 2014

Fantatra fa nahafaty ankizy iray izany, teny amin’ny faritra Ambohimanarina iny omaly, ny litchis. Araka ny vaovao voaray dia kendan’ny voan’io voankazo io ity ankizy ity ary namoy ny ainy tamin’izany. Araka ny fantatra dia niara-nividy litchis sy niara-nihinana izany izy sy namany telo, raha ny fitantaran’ny olona nahita ny zava-nitranga. Ankevitry ny sady nilalao…