Day: 26 avril 2016

Ambatondrazaka : Pôlisim-bohitra 69 hanampy amin’ny ady amin’ny dahalo

Tontosa omaly ny fianihanan’ireo pôlisim-bohitra miisa 69 tany amin’iny faritra Ambatondrazaka iny rehefa avy nanaraka fiofanana 15 andro izy ireo. Fiofanana izay nomen’ireo zandary tany an-toerana. Araka ny fantatra dia hiasa eny anivon’ireo kaominina efatra ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka izy ireto, dia Manakambahiny, Bejofo, Andilanatoby, Antsangasanga. Tanjona amin’izao famoahana kartié mobile izao, raha ny fanazavàna avy…

Voasambotra tetsy Andavamamba ireo roalahy voalaza fa mpanendaka rain-dahiny eny amin’iny faritra Isotry iny, ny alakamisy lasa teo. Mpanendaka sy mpanao sinto-mahery fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Rija sy Radadatoa izy ireo ary miaraka amin’ny basy rehefa manao ny asa ratsiny, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny pôlisy etsy amin’ny kaomisaria fahefatra. Tamin’ny alalan’ny antso…

Depuis 2011, Daniel Bedos a mis en place le projet Conti, qu’il a dirigé à Madagascar où il a élu domicile durant 5 ans. Avec sa femme, il a créé plusieurs pièces théâtrales dont « Dandin », « Les fourberies de Scapin », « Le mariage forcé », « Paroles brulées », « Regret », « Drôles d’union », que les spectateurs malgaches ont fortement appréciées. Cette…

Ambassade de Chine : 56 étudiants en mandarin récompensés

Les meilleurs étudiants au sein de l’Institut Confucius de l’Université d’Antananarivo (ICUA) et ceux des sites d’enseignement agréés par l’ICUA ont été récompensés samedi dernier à l’Amphi DEGS Ankatso. Depuis 2013, la Chine a offert des bourses d’encouragement aux étudiants malgaches, apprenants de la langue et de la culture chinoises. Cette année, 56 autres étudiants…

Nankalaza ny jaobily faha-2 taonany amin’ity taona ity ny fikambanana iray niforona teo anivon’ny fampiasana ny tambajotran-tserasera “facebook”, antsoina IMT, na Ino Maresaka Tamatave. Ho fankalazana izany fampiraisan’izy ireo ny tanoran’i Toamasina izao dia nisy ny fiarahana nataon’izy ireo tao amin’ny ivon-toerana “Taratra Village”, lalam-pirenena faha-5 ny sabotsy teo. Ho fanehoana ny firaisan-kinan’ny samy tanora…

Manif des taxis-be axe Sud : Suspension de la police spéciale du ministère des Transports

Abus de pouvoir. C’est la principale raison qui a poussé les transporteurs reliant le centre ville à l’Atsimondrano de demander la suppression de la CIR.  Visiblement, le ministère des Transports et de la Météorologie cède sous la pression des transporteurs, plus précisément des chauffeurs et des receveurs des taxis-be de l’axe Sud. Cela, parce qu’il…