Day: 29 avril 2016

Le Président interpellé par les syndicats : Appauvrissement des travailleurs, corruption généralisée de l’Administration !

Dans la perspective de la fête du travail qui coïncide avec les 80 ans du syndicalisme à Madagascar, des syndicats (se) manifestent à travers un communiqué. A la veille du 1er mai, plusieurs syndicats montent au créneau. En l’occurrence, le  Syndicat Général  Maritime de Madagascar ; AFO Syndicales ; Syndicalisme et Vie des Sociétés ; la Confédération Syndicale…

Vehivavy manodidina ny 30 taona, voalaza fa naolana roalahy, no hitan’ny mpandeha sarety hamonjy tsena vao maraim-be nifatotra tongotra aman-tanana nihosim-potaka tao an-tanimbary, afak’omaly tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany, tany Ankililoaka Toliara II. Raha ny loharanom-baovao, dia saika hovonoina mihitsy ity vehivavy iray niharan’ny herisetra ity ; izay tsy fantatra mazava ny anton’izao fikasana…

Toeram-pivarotana enta-madinika isan’ny mandeha be eo amin’ilay toerana, izany hoe teo Antanimena-Ambany, no nataon’ny dimy lahy lasibatra. Teo am-panomanana ny fanidiana ny tsena no tonga ireo olon-dratsy. Ny roa tamin’izy ireo no nanao saron-tava. Basy iray sy sabatra telo no nampiasain’izy ireo nandritra ny fanafihana. Ny harivan’ny alarobia teo no nitrangan’izany, ary amin’ny fotoana mbola…

Tsy niandry ela fa andro vitsy monja taorian’ilay famonoana nihatra tamina vehivavy teratany karàna iray, tany amin’iny faritra Morafenobe iny, dia efa niroso tamin’ny fisamborana ireo zandary tany an-toerana. Roalahy voalaza fa rain-dahiny tamin’ny  fakàna an-keriny sy fanafihana mitam-piadiana no voasambotra, ny talata lasa teo. Saika hitsoaka anefa ry zalahy ireto ka niroso tamin’ny fitifirana…

Facto Saatchi & Saatchi – Communication : levier des changements de comportements

Cette agence s’engage dans les actions pro-bono à Madagascar comme elle l’a fait à La Réunion depuis cinq ans sur une campagne de prévention routière. L’agence Facto Saatchi & Saatchi, leader de la communication au niveau de l’Océan Indien, et filiale de MasterGroup Communication a organisé hier un  « Matin de la Com’ » à l’endroit des…

Sécurité aéroportuaire : Bientôt un modèle en Afrique et dans l’Océan Indien.

La semaine dernière, huit ressortissants malgaches sont rentrés au pays après avoir suivi une formation sur la sécurité aéroportuaire en France.  Deux cadres sont revenus récemment après une formation internationale rare sur les programmes de Sûreté normés par l’Organisation Internationale de l’Aviation Civile (OACI), afin que la sécurité en terre malgache soit conforme aux standards…

Olona efatra efa malaza ratsy amin’ny fanaovana sinto-mahery eny amin’ny Esplanade Analakely, no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany voalohany Analakely. Lehilahy ny telo ary vehivavy ny iray amin’izy ireo. Ireo telo no voalaza fa “mpisam”. Ilay ramatoa kaso no no mandray sy manafina ny halatra. Ny 24 aprily teo, tamin’ny 4 ora, nahazo fitarainana…

Projet Lamina – ONG Lalana : Viser un meilleur accès aux transports publics pour les handicapés

« Il faut arriver à influer sur les décisions des autorités sur les conduites et la perception des transporteurs envers les personnes en situation de handicap(PSH), ainsi que sur les comportements de la population en général concernant les problématiques de la circulation dans la capitale», tel est le but du projet Lamina ou «Lalanjotra Miaty…