Day: 7 octobre 2016

Am-bodiomby ! Noho ny antso ara-potoana avy tamin’ireo mponina, dia jiolahy telo saika hanafika toeram-pivarotana iray, tao Mahatsinjo Ankadinondry Sakay, no tra-tehaky ny zandary, ny talata hifoha alarobia lasa teo. Tamin’ny fanadihadiana natao azy ireo no nahafantarana fa miaramila ny iray tamin’izy ireo, izay mbola am-perinasa tokoa, araka ny fanazavana azo avy tamin’ny Kômandin’ny vondro-tobim-pileovana Bongolava. Tratra…

Un nouveau projet dit « Fagnatsara » financé par l’Union européenne à hauteur de plus de 300 000 Euros est lancé pour développer le secteur de l’Elevage et ce, sur une période de deux ans. Géré par les Agronomes Vétérinaires sans Frontières, l’objectif vise à harmoniser la formation et la professionnalisation des agents communautaires de la santé animale…

Afak’omaly tokony ho tamin’ny 4 ora hariva tany no niseho ity tranga ity teny amin’iny faritra Amborovy iny. Jiolahy roa no tratran’ny fokonolona teo ampanaovana ny asa ratsiny, niharan’ny hatezeran’ny olona avy hatrany. Vokany, naratra mafy ireto mpanao ratsy ireto, ary vaky tanteraka ny masony. Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana fa lehilahy hanatitra vola “versements”…