Day: 6 octobre 2017

L’association « Aingan’ny Kaominina Ambanivohitra Madagasikara » AKAMA a été mise en place de façon officielle mardi dernier. Elle dispose d’un président en la personne de Noelison Rakotomalala, maire de la commune rurale d’Amparibohitra, district de Soavinandriana. Questionné sur les motifs qui ont poussé à la mise en place de la structure qu’il dirige, ce dernier a…

Trano  eo amin’ny 99  eo ho eo, no lasa tapa-porohana, aman-tapitrisany ny fahavoazana, ary olona manodidina ny 300 eo ho eo no tsy manan-kialofana. Izay no vokatry ny hain-trano goavana  nitranga teny amin’ny Fasan’ny karàna, omaly maraina. Saika trano vita amin’ny hazo avokoa ireo hotohoton’ny afo ireo, raha ny fanazavana azo. Tokony ho tamin’ny telo…

7. C’est le nombre de personnes arrêtées par les gendarmes du poste avancé de Tanandava, à Toamasina tout récemment. Ces personnes feraient partie d’un réseau de voleurs au sein de l’usine de la compagnie minière Ambatovy. Une arrestation qui ne constitue pas un fait nouveau au sein de cette usine car de nombreux autres cas…

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny fokontany Ambohimanga, tanana somary mihataka ny renivohitra, fa mbola ao anatin’ny kaominina Antsirabe voalohany.  Jiolahy tsy latsaky ny folo  mirongo fiadiana no nanafika ny tanana, ny alin’ny Alarobia tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Basy sy antsy  no nentin’izy ireo nanafika, tokantrano valo be izao no nasesiny tsirairay norobaina…

Ambositra : Fisorohana ny  pesta, hihenjana ny « prefecture » amin’ny fampiharana ny fepetra

Tafapetraka  eo anivon’ny « préfecture »-n’Ambositra ny « cellule de veille ». Hentitra arak’izany ny fampiharana ireo fepetra noraisin’ireo manampahefana isan-tokony ho fisorohana ny valan’aretina pesta, nanomboka tamin’ity herinandro ity. Marina fa ny eto Ambositra sy ny faritra Amoron’i Mania, dia  mbola tsy nahitana soritra aretina. Fanentanana. Arak’izany efa  mandeha ny fanentanana isan-karazany ho an’ny vahoaka tsy an-kanavaka, ataon’ireo…

Nandoro tanàna indray ireo dahalo 17 lahy, lasan’izy ireo ny omby iray tanàna. Tao amin’ny fokontany Maroabaly, Kaominina Maevatanàna faharoa, no nitranga’izany, ny talata 03 oktobra lasa teo, tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany hariva. Norobain’ireo malaso tamin’izany ny omby iray tanàna. Araka ny fanazavana voaray avy tamin’ny  sefom-pokontany Atoa Rakotondratara Felix, dahalo 17…

Tsy hitan’ny olona intsony ny hatao amin’ny tahotra noho ity valan’aretina pesta eto Toamasina ity, hany ka izay ambaran’ny olona rehetra izao hisorohana ny fitrangany sy tsy hiparitahany amin’ny fianakaviany, dia saika ataon’ny maro avokoa. Isan’izany ny fampiasana ny ravina kininim-potsy sy ny ravina “eucalyptus” dorana  ho fandroahana ny tsimok’aretina sendra tafiditra an-trano. Vokatra io…

Portrait : Liva Ramanandratosoa ou la positive attitude incarnée

Elle a gravi une à une les marches, connu beaucoup d’obstacles, vécu des échecs, mais est aujourd’hui à la tête de sa propre société : « Gasy events », à force de travail et d’obstination. Ne jamais abandonner, avancer quel qu’en soit le prix! Telle est sa devise, tant dans la vie personnelle que professionnelle. Liva Ramanandratosoa fait…

La question posée par un quotidien de la capitale sur la possible fermeture de l’entreprise Tiko n’est pas innocente. Même si l’information est donnée au conditionnel, on ne peut que faire le rapprochement avec la déclaration faite par le ministre de l’Industrie de l’obligation de certaines sociétés de respecter des normes environnementales. A travers ces…

Festival « Labdihy/Voambolana » : Ankadikely Ilafy au rythme de la danse contemporaine

Deux festival en un, c’est ce qui se déroule actuellement à Ankadikely Ilafy dans le cadre du festival « Voambolana Labdihy », du 2 au 7 octobre 2017. Le festival Labdihy est à sa 7e édition, avec pour thème « Transmission chorégraphique et Résidence création », tandis que le festival « Voambolana » qui est à sa 3e édition mêle danse…