Day: 16 novembre 2017

Ramatoa iray 25 taona eo no miady mafy amin’ny fahafatesana ankehitriny ao amin’ny hopitaliben’ i Toliara. Raha ny fanazavana azo dia noloaram-badiny tamin’ny antsy maranitra ny voamason’ity renim-pianakaviana ity, afak’omaly, tany Ankililoaka Distrikan’ i Toliara II. Niady noho  ny resa-bola sy hasarotam-piaro ireto mpivady tanora ny talata hariva teo, ka avy hatrany dia naka antsy lava…

OSC : Séminaire sur les droits humains

Organisé annuellement depuis 2014, le séminaire de la société civile à Madagascar est un évènement créé par, et pour les Organisations de la Société Civile (OSC) avec l’appui de l’ambassade de France. Il a pour objectif de réunir les OSCs autour d’un thème spécifique lié à de grandes questions de société, afin de favoriser la…

C’est un président rayonnant qui a distribué des kits scolaires aux soixante mille collégiens rassemblés, hier au Coliséum d’Antsonjombe. Même s’il a bien précisé que le langage politique était banni de son discours, personne n’a un seul instant cru en l’absence d’arrière pensée du chef de l’Etat durant cette cérémonie. Le président, par ce geste,…

Vangaindrano : Mpanakan-dàlana amin’ny RN12A, voasambotry ny Zandary

Tovolahy iray mitam-basy malaza ratsy amin’ny fanakanana mpandeha môtô sy bisikileta ary mitifitra avy any anaty ala ireo mpandalo avy namonjy tsenan’ny jirofo izay heverina fa mitondra zavatra sarobidy amin’ny RN12A, mampitohy an’i Vangaindrano sy Taolagnaro iny, no voasambotry ny Zandary, tao an-tanànan’i Bekaraoka Distrikan’i Vangaindrano, afak’omaly. Araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana, dia…

RN7 : Mpandeha taxi-brousse miisa telo maty voatifitra

Jiolahy mirongo basy izay tsy voafaritra isa no nanafika fiara fitaterana nizotra tamin’ny lalam-pirenena fahafito. Ny alatsinainy teo, tokony ho tamin’ny fito ora hariva no nisy nanakana ny taxi-brousse teo amin’ny toerana antsoina hoe Andinta, fokontany iray izay ao amin’ny distrika Isandra. Tsy vitan’ny nanafika fotsiny ireo fa nampiasa hery avy amin’ny fitaovam-piadiana. Olona telo…

Les travailleurs de l’ombre – Randriamalala Julio Kenan : « On est si près du niveau mondial ! »

Celui qui a dit cette phrase est notre unique joueur de badminton dans le classement mondial de badminton. Même lui, il a été étonné de se trouver dedans et a compris ensuite que cela s’est fait suite à sa participation internationale à Maurice et surtout aux trois matches gagnés ! Ce sera notre travailleur de l’ombre…