Day: 11 mai 2021

Bilan covid-19 du 9 mai 2021 : Le nombre de nouveaux cas en baisse le taux de positivité stagne autour de 20%

150 nouvelles contaminations en 24 heures, sur un total de 724 tests effectués le 9 mai 2021 sur l’ensemble du pays. Si le nombre de nouveaux cas par jour continue de baisser, à l’image des derniers jours, le taux de positivité au niveau national, en revanche, reste encore autour de 20%. Parmi les 150 nouveaux…

Antsalova : Rangahy 51 taona nalain’ny dahalo an-keriny

Nisehoana asan-dahalo tany Soatana Antsalova, omaly maraina tokony tamin’ny 1 ora. Dahalo dimy nirongo basy niditra tao amin’ny « campement Ankilimaro », fokontany Soatana kaominina Trangahy. Nentin’ireo dahalo ny lehilahy iray 51 taona monina ao Ankilimaro io ihany ary mbola tsy naverina hatramin’ny omaly. Very tamin’izany ny findany, kojakojan-dakozia, lamba fitafy isan-kazazany. Nanao ny fanarahan-dia niaraka tamin’ny…

Vaccins anti-Covid-19 : Environ 210 sites de vaccination dans tout Madagascar

A Madagascar, la campagne de vaccination contre la Covid-19 a été lancée dans la capitale hier. Les personnes concernées peuvent se faire vacciner auprès des sites de vaccination qui sont : le CHUJRA, l’hôpital Befelatanana, le CSS Tsaralalana, le Cenhosoa (Hôpital militaire Soavinandriana) et le centre Amadia. « J’attends du vaccin la garantie d’une immunité à…

Tsiaronomandidy : Angidim-by nentina nanarahan-dia dahalo

Azo mora teny am-pelantanan’ireo dahalo ny omby 180, izay vao avy nangalarin’izy ireo tao Bepoaka, distrikan’i Tsiroanomandidy omaly. Paikady vaovao indray no nentin’ny teo anivon’ny Tafika nahazoana izay vokatra izay, satria, ankoatr’ireo miaramila nanara-dia teny an-tanety dia nisy ny fanampiana mivantana azy ireo tamin’ny alalan’ny helicoptère avy amin’ny Tafika an’hanabakabaka. Raha ny fampitam-baovao nampitain’ny Tafika…

SOCIO…

*Ankadilalana. « La chaussée sera remise en état », assure la JIRAMA, face aux nombreuses remarques émises à propos des travaux menés au niveau d’Ankadilalana et qui ont eu pour effet de démolir une partie de chaussée flambant neuve qui venait juste de faire l’objet d’une réfection. « N’auraient-ils pas pu effectuer leurs travaux quand la chaussée était…

Trano fisakafoanana ao Toamasina : Mpiasa 40 tsy an’asa noho ny fandrodanana azy ireo…

Ny alakamisy 6 May teo nandritra ny fahatongavan’ny fitaovana entina mandrava ny foto-drafitrasa teo anivon’ny kianja monisipalin’i Toamasina ny zoma 7 May, no naharay ny taratasy fanesoarana azy eo amin’ity toerana misy azy an-tsisin’ny kianja monisipaly ity trano fisakafoanana ity Niantso mpanao gazety nanazavany ny heviny momba izany ireo mpitantanana ity trano fisakafoanana ity ny…