Month: mai 2021

Affaire Midongy Atsimo : Des gros bonnets derrière les crimes, dénoncent les natifs d’Ibara

La dernière attaque perpétrée par une centaine de “dahalo” survenue dans le district de Midongy du Sud, le jour de la pentecôte dernière, s’est soldée par la mort d’une vingtaine de personnes dont des éléments de forces de l’ordre. L’association des natifs des cinq régions composés des 13 districts originaires de la tribu Bara baptisée…

Fanaovana sinto-mahery : Ela nitoratorahana ka matin’ny fokonolona i Nino

Efa ela no narahi-maso tamin’ny sinto-mahery fanaony Ingahy Nino, hoy ny polisy, nefa tratran’ny fokonolona teny amin’ny tsenan’Ankirihiry nanao izany sinto-mahery izany ny tenany, ka niharan’ny fitsaram-bahoaka nitarika faharatrana mafy taminy. Soa fa tonga teny ny mpitandro filaminana avy amin’ny kaomisarian’i Toamasina renivohitra, saingy efa naratra mafy Ingahy Nino nandritra izany ary nentina namonjy hopitaly…

Itaosy : Enin-dahy nitam-basy nanafika

Lasan’ny jiolahy ny vola 300.000 Ariary sy ny volamena rehetra tao an-trano. Ny alin’ny zoma hifoha sabotsy, tokony ho tamin’ny iray ora sy sasany maraina no nitranga ny fanafihana ity tokantrano iray tetsy Ambaniala-Itaosy. Tovovavy roa no tao an-trano ary lehilahy enina mitam-basy kosa no mpanafika. Norahonana tamin’ny basy ireo ary noterena hanome ny vola…

Soavinandriana : Pôlisy sandoka tratra nisoloky olona

Lehilahy iray milaza ho pôlisy avy etsy amin’ny kaomisarian’i Miarinarivo no nosamborin’ny pôlisy avy ao Soavinandriana ny sabotsy lasa teo, noho ny resaka fisolokiana izay nahavoarohirohy azy. Raha ny vaovao azo, avy amin’ireo sampana serasera avy eo anivon’ny pôlisim-pirenena dia voatery niditra an-tsehatra ireto tompon’andraikitry ny filaminana avy ao amin’ny kaomisarian’i Soavinandriana ireto, rehefa nisy…

Partenariat : Etroite collaboration entre le Musée de la photographie et la MCB

Dans une vision commune, de promouvoir la culture et l’Histoire de Madagascar, MCB (Madagascar) et le Musée de la Photo signent un partenariat. Les deux parties sont conscientes de l’importance du patrimoine photographique malgache et de son rôle dans la construction de l’identité malgache. Ensemble, main dans la main, ce partenariat est la réaffirmation d’une…

Film : « Madagascar 4 » pour la fin de l’année

Le film « Madagascar » sortira son quatrième volet à la fin de l’année. Alex et sa bande reprennent le large pour aller en Jamaïque. Ensuite, tout bascule. Rendez-vous pour le 31 décembre, pour la sortie de « Madagascar », le quatrième et dernier volet du célèbre film d’animation produit par Dreamworks. Cela fait maintenant quatre ans que « Madagascar…