Day: 2 octobre 2021

Projet d’infrastructures : La BAD et l’Union européenne confirment leur appui

Après le feu vert du FMI qui vient d’octroyer un financement historique de 332 millions de dollars de Droits de Tirage Spéciaux, d’autres bailleurs de fonds affichent leur détermination à appuyer Madagascar dans son développement.   La ministre de l’Economie et des Finances Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison a rencontré hier, successivement, une délégation de la Banque…

Compagnie Tsaradia : Les pilotes ont exercé leur droit de retrait hier

Le personnel de la compagnie aérienne nationale Air Madagascar, incluant celui de sa filiale Tsaradia, ne perçoit plus de salaires régulièrement depuis décembre dernier. Certains employés ne touchent plus que 30 à 50% de leurs salaires tandis que d’autres sont payés à 100%. Mais les arriérés s’accumulent, cela fait deux mois et demi que certains…

Sambava : Vehivavy tera-bao nanindrona antsy ny rafivaviny 17 taona

Misy raha « la terre » ! Trangam-piaraha-monina nahavalalanina ny maro no niseho tany amin’ny Distrikan’i Sambava, Faritra Sava, ny alarobia 29 septambra teo. Noho ny hasarotam-piaro diso tafahoatra, ramatoa iray vao tera-bao telo volana no nanindrona antsy tovovavy iray 17 taona nofarahiny ho rafivaviny, tany amin’ny Fokontany Anjahamarina, Kaominina ambanivohitra Morafeno. Niteraka savorovoro saika niafara tamin’ny fitsaram-bahaoka…

Bypass : Potika indray ny taxi-be

Omaly tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro no niseho ny lozam-pifamoivoizana. Samy potika ny fiara roa izay nifandona. Ny andaniny, fiara kely marika peugeot 206. Ny ankilany, fiara taxi-be marika Sprinter. Raha araka ny fanazavan’ny olona teo an-toerana dia nisongona ny fiara teo anoloany ilay fiara kely kinanjo nifatratra tany amin’ilay fiara fitateram-bahoaka. Mafy ny…