Ankatso : Lozam-pifamoivozana sy fivadihana tamin’ ny fifanarahana

Ny alakamisy maraina lasa teo, raha iny naka rivotra iny ilay tovovavy vao 18 taona monja no nitsahan’ ity fiara Opel Astra ity ny tongony. Mpitsabo vao miana-mitondra fiara  moa ity rangahy ity, natao ary ny fifanekena fa hiantohan’ ity tompon’ ny fiara izay lany rehetra sy ny fifezivezena amin’ ny fitsaboana . Ankehitriny anefa dia nolaviny daholo izay fifanekena nataony. Lazainy ho mahafantatra olona ambony be dia be ao amin’ ny fitondrana hono mantsy izy.

ALEM

Suivez-nous aussi sur Facebook

Partager cette publication