Tags: 250G

Antsenakely Antsirabe : Zara raha mividy hena 250G ny olona

Nihena ny fanjifan’ny olona ny hena raha ny tao Antsenakely Antsirabe no resahina, eny fa na dia tamin’ny andron’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao aza tsy nahalafo firy ny mpivarotra. Tsy manam-bola ny olona hoy ny filazan’ny mpivarokena iray tao Antsenakely, asa ! mety vokatry ny krizy angamba hoy hatrany ny filazany. Na dia tamin’ny taom-baovao…