Tags: Ambilobe; Emmo-Reg; Brickaville; Anahidrano Antsohihy ; Anosibe; Anosizato

# – Ambilobe. Nisy olona nosamborina. Omaly no tonga nanamafy ny fitandroana ny fandriampahalemana ny avy ao amin’ny Emmo-Reg mikasika ilay fandoroana olona velona niseho ny alarobia teo. Ankoatra izany, voalazan’ny loharanom-baovao fa nisy mpikambana avy amin’ny « foroche » nosamborina tany an-toerana. Amin’ny ankapobeny, milamina hatramin’izao ny any an-toerana. # – Brickaville. Lehilahy iray hafa namoy…