Tags: Ambodivona; Toamasina; basy; taxi-be

Toe efa fantatr’ireo mpanendaka fa olona hiantsena avokoa ireo tao anatin’ilay fiara. Omaly maraina be tamin’ny 3 ora, niantsona tetsy Ambodivona ny taxi-brousse iray avy any Toamasina nitondra mpandeha eo amin’ny 12 eo. Teo am-piandrasana ny andro hazavazava, tsy mbola nisy nivoaka ny fiara ireo mpandeha niaraka tamin’ny mpamily. Ny loharaom-baovao no nahalalana fa afaka…