Tags: Antsirabe; Ambohitsimanovo; jiolahy

Ny alin’ny zoma hifoha sabotsy teo no notafihana bandy 8 lahy ny trano fonenan’ny ben’ny tanàn Ambohitsimanovo Antsirabe II. Nihanika ny tamboho ireo jiolahy, voalaza fa avo dia avo tokoa ny fefy ka nitondra tohatra mihitsy ireo  olon-dratsy tamin’izay . Nohidiny tao amina efitra iray ivelan’ny trano ny mpiasa efatra tao amin’ity ben’ny tanàna ity. Tsy…