Tags: Betafo : basy tratra

Betafo: Lehilahy nahatratrarana basy  mass 36 sy poleta iray ary moara

Lehilahy iray indray no vosambotry ny zandary nandritra ny fampandrian-tany natao taorian’ny fifidianana ny 25 oktobra lasa teo. Tratra niaraka tamin’ity lehilahy iray ity ny basy mahery vaika iray marika Mass 36 niaraka tamina bala  3 ka ny iray efa nipoaka. Tao  Ankonohono fokontany Lazarivo kaominina Andrembesoa distrikan’i Betafo no nahatratrana ity lehilahy nitazona basy…