Tags: Betongolo

#  Betongolo. Zaza nilalao maty nianjera. Omaly dia zazalahy kely iray, 5 taona, nilalao teo an-tokotany, teny Betongolo, no fantatra fa namoy ny ainy vokatry ny fianjerany. Ny vaovao no nahalalana fa raha variana nilalao tamin’ny toerana kisilasila ity zaza ity dia nibolisatra ary nikodia. Mahatratra 2 metatra ny toerana nianjerany. Nidona tamina andrintany ny…