Tags: Faits-Divers : Ambohipo; pôlisy ; BY-Pass; Besarety ;Andravoahangy

#  Ambohipo / Fanakorontana : roalahy voasambotra. Tsy fantatra mazava izay tena antondian’izy ireo. Lehilahy maromaro no tonga ary nanao avo vava tsotr’izao tao amin’ny birao fandatsaham-bato iray tetsy Ambohipo. Nilaza izy ireo fa mampifidy olona tsy manana karatra ny mpikambana ao amin’ilay birao. Tonga hatramin’ny fandrahonana sy ny fitondrana bokonozatra teo an-toerana. Voatery niantso ny…