Tags: Faits-Divers : Ampitatafika; R. Lalaina; Ampefiloha

Ampitatafika : Lehilahy avy namonjy mariazy maty voatsindrona antsy

Anatranatra no natao azy, zavatra hafa no nandraisany izany. Loza no niseho taorian’ny fampakaram-bady iray tany amin’ny tanàna antsoina hoe Saomanana Ampitatafika ny asabotsy lasa teo. Lehilahy iray no fantatra  fa maty noho ny tsindrona antsy nahazo azy. Na dia nandositra kosa aza ilay nahavanona ny loza dia tsy lasa lavitra dia voasambotry ny zandary.…