Tags: Faits-Divers : Ankasina; Tsaralalàna; hopitaly ;67 Ha

Omaly tokony ho tany amin’ny 10 ora tany ho any, naharay antso ny avy ao amin’ny mpamonjy voina ao Tsaralalàna fa misy lehilahy iray maratra mafy teny Ankasina tsy lavitra loatra ny zaridaina. Rehefa tonga teny ireo mpamonjy dia nahatsapa fa ankevitry ny nisy nanendaka voa maraina be io olona io. Feno ratra ny vatany…