Tags: Faits-Divers : Ankorondrano; moto; Mahitsy; fokonolona ;razana

# Ankorondrano. Ramatoa nodomin’ny fiara sy moto. Nitrangana lozam-pifamoivoizana tetsy Ankorondrano, amin’ny lalana mihazo an’Alarobia iny, afak’omaly hariva. Vehivavy iray izay voalaza fa avy nisotrosotro no nivembena tamin’ny sisin-dalana ka nofaohin’ny fiara. Tsy vitan’izay anefa fa rehefa nipitika izy dia mbola nodomin’ny moto indray ka naratra mafy. # Mahitsy. Fantin-dehilahy efa simba. Nisy razana efa…