Tags: Faits-Divers : Anôsy; corail noir; tangoaraky; bois de rose sokatra

Akoatra ny fangalaran’ny sasany ireo harena sarobidy (bois de rose sokatra, volamena sy safira omby…..) misy amin’iny faritra Anôsy iny , nadritra ny fitondran’ny cr teo aloha ,nanampa-kevitra Ingahy lehiben’ny faritra fa tsy azo atao intsony ny mitrandraka “corail noir” manomboka izao. Momba ity vokatra an-dranomasina iray ity dia efa betsaka ireo teratany vahiny, toy…