Tags: Faits-divers : Behenjy ;RN7; CSB II; Tsiafahy ;Ambatoroka; Jirama Tsaralalana ;Vakinankaratra; citrine PA; Ambohijatovo; Peugeot 206

# Behenjy : lozam-pifamoivoizana nandratra olona. Fiara  Hyundai  iray nandona olona ka nandratra rangahy iray tokony  ho 50 taona eo. Ny zoma lasa teo no nitrangan’izany teo amin’ny làlam-pirenena  fahafito (RN7), PK33. Handeha hihazo an’Antsirabe ity fiara tradoza ity. Olona nandeha  an-tongotra kosa ilay naratra, raha araka ny fanampim-baovao. Nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana CSB II…