Tags: Faits-Divers : Fifidianana ; OMC/NAT; Praiminisitra Omer Beriziky ;EMMO/NAT

Tapaka nandritra ny fivoriana nataon’ny OMC/NAT, tamin’ny 02 desambra lasa teo , izay notarihan’i Praiminisitra Omer Beriziky  fa hisy fepetra manokana horaisina mba ho fiarovana ireo kandidà roa ho filoham-pirenena, ka ny EMMO/NAT no iandraikitra sy miantoka an’izany. Nanapakevitra noho izany ny EMMO/NAT,fa hamoaka sy hiantoka mpitandro filaminana 30 isan’andro, izay mizara roa, ka 15…