Tags: Faits-Divers : fitsarana ;Toliara ; karana ; basy ; Ankazoabo Atsimo ; Andrefana ;kalach; dahalo ;frantsay ;malaso ;omby

Niakatra fitsarana tao Toliara ny alakamisy lasa teo ireo teratany karana telo mianaka.Malaza ratsy amin’ny trafikana basy mahery vaika any amin’ny distrikan’ Ankazoabo Atsimo, faritra Atsimo Andrefana. Nafahan’ny fitsarana madiodio ireto karana ireto na dia voasambotry ny mpitandro filaminana fa nahatratrarana basy « kalach » roa niampy basy mahery vaika hafa. Talohan’izao dia efa voasambotra tamina resaka…