Tags: Faits-Divers : Iavoloha; Pasitera; karana; Anosy; Antanambao; Manampotsy; jiolahy; Ankazobe;Dahalo ;Ankazobe; Ambohimalaza; Sprinter; HOMI

# – Iavoloha. Adala saika hiditra tao an-dapa. Omaly dia nisy olona izay voalaza fa marary saina saika hiditra tao amin’ny lapan’Iavoloha. Vao tery am-bavahady anefa dia efa voasakan’ny miaramila mpiambina izy ka nentina niverina avy hatrany. # – Famonoana Pasitera karana. Olona 6 voaheloka 6 taona asa an-terivozona. Omaly no notsaraina tetsy Anosy ireo…