Tags: Faits-Divers : Imerinafovoany ;Talatamaty ;Sambava ;loza ;môtô

Imerinafovoany : Tovolahikely maty voahitsaky ny “camion”, niparitaka ny atidohany

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tetsy Imerinafovoany – Talatamaty, omaly antoandro, tokony ho tamin’ny 12 ora mahery kely teo. Tovolahikely  13 taona eo ho eo no , voahitsaky ny fiarabe iray sendra nandalo tamin’iny lalana iny. Potika tanteraka ny lohan’ilay zaza ary niparitaka teo amin’ny arabe mihitsy ny atidohany. Raha araka ny voalazan’ny olona nanatri-maso dia nandeha…