Tags: Faits-Divers : Maevatanana ;basy ;Kalachnikov ;Betsiboka; AKM

Manjaka ny varo-maizina basy any amin’ny distrikan’i Maevatanana, faritra Betsiboka iny. Araka ny efa notaterina teto amin’ny gazety, dia lehilahy iray 32 taona nitondra basy marika AKM teny an-tsena no voasambotry ny zandary nanao fisafoana. Taorian’ny famotorana sy fakana am-bavany tsy maintsy natao azy dia nanondro ny namany izy. Raikitra avy eo ny savahao eran’ny…