Tags: Faits-Divers : Mahitsy ; jiolahy; basy

Mahery vaika ny fahatongavan’ny jiolahy mandroba amin’izao fotoana izao. Toran-kovitra ny rehetra eo anatrehan’izany Tsy mijanona ny asan-jiolahy manerana ny faritra maro eto amintsika. Tamin’ny zoma alina, teo anelanelan’ny tamin’ny 11 ora ka hatramin’ny 12 ora, trano telo tao amin’ny tanàna antsoina hoe Avaratsena no nasesin’ny jiolahy norobaina. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa efatra no…