Tags: Faits-Divers : Mandoto ;Jiolahy ;zandary; basy

Fianakaviana iray tratra alina no nisy nanendaka sy nandroba tao amin’ny distrikan’i Mandoto ny fiandohan’ny herinandro lasa teo. Vao tamin’ny 8 ora alina no nitrangan’izany raha ny fanazavana avy tamin’ny loharanom-baovao.Tamina sampanana maizimaizina hiditra ny tanànan’i Mandoto no nandrasan’ireo olon-dratsy ireto fianakaviana ireto. Tsy nisy alaharo na fampitandremana fa avy hatrany dia tifitra no nihatra…