Tags: Faits-Divers : moto; Vatofotsy Antsirabe; carte grise ;hopitaly

Tsy nanam-po na inona na inona ilay renim-pianakaviana niaraka tamin’ny zanany iray teo ambony posy kanjo avy hatrany dia nitsamboatra nipitika rehefa avy nofaohin’ny moto iray tao Vatofotsy Antsirabe, ny alahady 1 desambra lasa teo. Andeha hamonjy fodiana izy mianaka kely ireto izao tra-doza izao. Efa somary maizina ihany ny andro, tokony ho tamin’ny 7…