Tags: Faits-Divers : omby ;Antanifotsy;Ambatondrazaka

Efa tena fahasahiana tsy misy ohatra an’izany tokoa ny an’ny ny mpangalatra omby amin’izao fotoana izao. Tsy vitan’ny any an-tsaha any ihany ry zalahy no mangalatra omby fa tonga miakatra ny renivohitra mihitsy. Tamin’ny fiandohan’ny herinandro lasa iny, lasan’izy ireo ny omby vositra miisa enina tao amin’ny fokontany Antanifotsy, ao an-tanànan’Ambatondrazaka. Tsy nisy nahare ny…