Tags: Faits-Divers : Toliara ;Mpamosavy ;odigasy

Teo ampiandrasam-paty ny alin’ny zoma teo , nisavoritaka ny eran’ny trano, ka sanganehana ny fianakavian’ny maty, satria ramatoa iray tsy mponina eo an-tanàna sady tsy havan’ny nidonam-pahoriana no nanao fihetsika hafahafa nanaitra ny rehetra, tra-tehaka niaraka tamin’ny gony iray lehibe mamofona. Rehefa nosavain’ny fianakavian’ny nana-manjo izany dia hita fa odigasy avokoa no tao anatiny. Rehefa…