Tags: Faits-DIvers : Tsimenatse; Omby; dahalo; Nosy ;Toliara ;Zandary

Tsy ny any ambanivolo ihany no mitondra faisana amin’ny asan-dahalo any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy fa hatramin’ny ao an-tampon-tanànan’i Toliara koa. Ny asabotsy teo dia renim-pianakaviana iray monina ao amin’ny fokontany Tsimenatse II no nanao filazana tamin’ny onjam-peo tsy miankina, mahakasika ny fahaverezan’ny ombiny efatra, ka anisan’izany ilay omby vavy sy ombin-tsarety tena tsy foiny.…