Tags: Faits-Divers:RN7; polisy ; taxi-brousse; Tsiafahy

Avy any atsimo izy ary handeha hihazo an’andrenivohitra no niharan-doza tampoka. Naratra mafy vokatr’izany satria vaky ny lohany. Voatery nampidirina hopitaly teto an-drenivohitra ary vao haingana no afaka niala tao. Saingy mbola arahi-maso tanteraka ny fahasalamany ao an-tranony. Simba tanteraka ihany koa ny fiaran’ny polisy nentiny tamin’io fotoana io. Omaly dia tonga namangy azy teny…