Tags: faran’ny taona

Vokatry ny ady sy ny lozam-pifamoivoizana ary ny alikaola be loatra no tena betsaka. Nihena raha ampitahaina tamin’ny salan’isa tamin’ny taona lasa ireo olona namoy ny ainy sy naiditra tao amin’ny HJRA tamin’ity fetin’ny faran’ny taona ity. Olona 5 no namoy ny ainy, ary 177 kosa no noraisin’ny tao amin’ny sampan mpamonjy voina teny an-toerana.…