Tags: Fatin-dehilahy may

Ny rahalahiny no nampandre ny manam-pahefana ny sabotsy maraina lasa teo raha handeha hitsidika ity rahalahiny, tsy fantatra marina ny fisehoan-javatra ny alin’ny zoma fa dia ny razana efa mivalampatra  tety antokotany ary mbola mitototra tahon-katsaka  no novantanin’ity farany. Mbola toka-tena moa ity tovolahy ity ary mipetra-drery, ny manodidina rahateo koa tsy nisy naheno na…