Tags: fitokonana

Tamin’ny ankapobeny, araka ny vaovao voaray avy any Mahajanga dia nilamindamin-dratsy ny toe-draharaha tany an-toerana omaly. Ny maraina anefa dia mbola nisy ny fitokonana nataon’ireo zanak’i Boina teo akaikin’ny Hôtel de ville. Toa tsy naharitra ela anefa izany, hoy hatrany ny vaovao fa rava vetivety. Avy be mantsy ny orana tany an-toerana. Etsy andaniny, mikasika…