Tags: héroïne ;cocaine; Afrikanina ;malagasy; polisy; 67 Ha; Fadhin; Itaosy

Trafikana “héroïne” sy “cocaine” : Afrikanina telo sy vehivavy malagasy nahatratrarana « héroïne » 12 grama

Amidy 80 000 arairy ny iray grama amin’ny héroïne. Nahazo vaovao ny polisy misahana ny ady amin’ny fihanaky ny zava-mahadomelina fa misy teratany afrikana iray manao trafikana « héroïne » sy « cocaïne » eny amin’ny faritra Ambodivona iny. Avy hatrany dia natao ny fanaraha-maso an’ity lehilahy ity. Izany Fadhin izany no anarany ary 42 taona izy. Tamin’ny alarobia teo…