Tags: Mpampianatra

Tsy fantatra izay nanjo an’ity lehilahy mbola erotrerony mpampianatry ny Fram ity fa nitsambikina avy eny ambony lakana nitondra azy ny tenany ny misadratr’andron’ny asabotsy teo. Hatramin’izao ora anoratanay izao, hoy ny loharanom-baovao avy any Bevoy, dia mbola tsy hita popoka na maty na velona ity mpanabe ity. Tsy voafaritra mazava aloha hatreto na namono…