Tags: nangalatra vy

# – Ambodivonkely. Mpiasa nangalatra vy. Tra-tehaky teo am-pangalarana vy ny mpiasa telo tao amina orinasa iray teny Ambodivonkely Ambohimanarina. Tamin’ny fotoana namoahany ireo zavatra ireo ry zalahy no sarona ary tsy afaka nihetsika. Tamin’ny 1 ora antoandro no nanaovany izany. Efa fanaon’ireto mpiasa ireto io famoahana vy ao amin’io orinasa io ka izao izy…