Tags: naolan’ny raikeliny

Zazavavy kely iray vao fito monja no naolan’ny raikeliny tao amin’ny fokontany 3A Antsirabe taorian’ny taom-baovao teo. Tsy tahotra tsy henatra ny an’ity rangahy iray 32 taona nanolana ilay zazavavikely izay tsy iza fa zafikelin’ny ramatoa miaraka aminy ihany. Manodidina ny 50 taona ilay ramatoa reniben’ilay zaza sipan’ity tovolahy ity. Manasa lamba no antom-pivelomany,ary nalainy…