Tags: nasesin’ny jiolahy

Analamahitsy : Nirefotra ny basy, fivarotana efatra nasesin’ny jiolahy norobaina

Tsy nisaron-tava avokoa ireo jiolahy. Ny vola hatrany no notakiany. Nirefotra ny basy teny Analamahitsy Tanàna, omaly hariva tokony ho tany amin’ny 7 ora sy sasany tany ho any. Andian-jiolahy voalaza fa eo amin’ny valo eo no tonga nanafika fivarotana efatra sy nanendaka mpandalo. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa trano iray teny an-toerana no saika…