Tags: olona naratra

Anosy : Nisy nitoraka « grenade », zaza iray maty, olona 45 naratra

Mafy dia mafy ny fipoahana, re tany amin’ny manodidina lavitra izany ary nanaitra ny maro Nirefotra ny “grenade” ny harivan’ny sabotsy lasa teo tetsy Anosy, eo amin’ilay sampanana hivily ho any Mahamasina. Toerana fiantsonan’ny taxi-be eo ary feno mpivarotra amoron-dalana. Vokatr’izany, zaza iray vao roa taona mahery kely no namoy ny ainy teo no ho…